auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 13:44:31 +08:00 committed by root
parent f54f1d5ae9
commit 723a2f5b5a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany, ry rahalà, tsika de managna fatokena ny hiditra akao amin'ny toerana masina indrindra tamin'ny ràn'i Jesosy. Zany no lalana vaovao sady velona ze nosokafany ho antsika tamin'ny alalan'ny lamba, zany hoe, tamin'ny alalan'ny nofony. satria tsika de managna mpisorogna be mitandrina ny tranon'Andriamanitra, aoka tsika hagnatogna amin'ny fo madio amin'ny finôna feno fatokena, mba hanagnantsika hana
No zany, ry rahalà, tsika de managna fatokena ny hiditra akao amin'ny toerana masina indrindra tamin'ny ràn'i Jesosy. Zany no lalana vaovao sady velona ze nosokafany ho antsika tamin'ny alalan'ny lamba, zany hoe, tamin'ny alalan'ny nofony. satria tsika de managna mpisorogna be mitandrina ny tranon'Andriamanitra, aoka tsika hagnatogna amin'ny fo madio amin'ny finôna feno fatokena, mba hanagnantsika fo vôdio amin'ny fieritreretana ratsy ary hanagnantsika vatagna vôdio tamin'ny rano madio.

1
10/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Aoka tsika hitana mafy ny fanekena ny fiandrandrana matokintsika, tsy mioz