auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-14 07:09:33 +08:00 committed by root
parent 761e8cc7ee
commit 6fc7846b99
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa mazava ho an'azy fa tsy reo anjely no vonjeny; fa kosa, ny taranak'i Abrahama. No zany de mendrika an'Azy ny atao ôtran'reo rahalàny am'fomba daôly, mba ho mpisoronabe fe
Fa mazava ho an'azy fa tsy reo anjely no vonjeny; fa kosany, ny taranak'i Abrahama. No zany de mendrika an'Azy ny atao ôtran'reo rahalàny am'fomba daôly, mba ho mpisoronabe feno famindram-po sy fatokisana Izy am'fifandraisana am'reo ran'Andriamanitra, ary mba hitondra momban'ny famelana reo fahotan'ny ôla. Satria Jesosy miintsy no nijaly sy nalaigna fagna