Thu Dec 03 2020 15:05:40 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 15:05:40 -05:00
parent 9a774cf304
commit 6bc934ee83
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Ary de andao tsika hagnatitra fagnati-piderana ho an'Andriamanitra hatrany, de fiderana vokatry ny molotra ze magneiky ny agnarany. \v 16 Fa mba aza magnadino ny magnano ny tsara sy magnampy ny tsiraikaraika tsika, fa amin'ny fagnatitra ôtran'zany indrindra no tegna sitrak'Andriamanitra. \v 17 De mankatoava sy magnikesa, an'reo mpitondra an'nareo, fa zareo no miaro ny fagnahinareo, salan'reo ze hagnano tatitra. Mba magnike hagnano an'zany am-pifalina reo mpitondra an'nareo, fa tsy atao ampisentôna zany. ka lasa tsisy dikany ho an'nareo.
\v 15 Ary de andao tsika hagnatitra fagnati-piderana ho an'Andriamanitra hatrany, de fiderana vokatry ny molotra ze magneiky ny agnarany. \v 16 Fa mba aza magnadino ny magnano ny tsara sy magnampy ny tsiraikaraika tsika, fa amin'ny fagnatitra ôtran'zany indrindra no tegna sitrak'Andriamanitra. \v 17 De mankatoava sy magnikesa, an'reo mpitondra an'nareo, fa zareo no miaro ny fagnahinareo, salan'reo ze hagnano tatitra. Mba magnike hagnano an'zany am-pifalina reo mpitondra anareo, fa tsy atao ampisentôna zany. ka lasa tsisy dikany ho anareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Mivavaha ho an'nay, fa zahay de nino fa managna feon'ny fieritreretana madio ary magniry hiaigna ampamarinana ny ra daôly.\v 19 Tegna mamporisika an'nareo miitsy za mba hagnano an'zany, ka mba hiverigna malaky aty aminareo za.
\v 18 Mivavaha ho anay, fa zahay de nino fa managna feon'ny fieritreretana madio ary magniry hiaigna ampamarinana ny ra daôly. \v 19 Tegna mamporisika an'nareo miitsy za mba hagnano an'zany, ka mba hiverigna malaky aty aminareo za.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, \v 21 de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.
\v 20 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, \v 21 de hagnatsara anareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.

View File

@ -171,8 +171,8 @@
"13-07",
"13-09",
"13-12",
"13-15",
"13-18",
"13-20",
"13-22",
"13-24"
]