auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 19:25:14 +03:00 committed by root
parent cec511c338
commit 69c0eec685
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, ôka hitandrina tsara tsika mbô tsisy aminareo ny tsy afaka hatratra ny teny fampanatenana navela ho an'nareo mbô hidiranareo akao amin'ny fitsaran'Andriamanitra. Fa tsika de nagnambarana ny vaovao mafaly salan-jareo. Fa zany hafatra zany de tsisy tombony ho an'reo ze tsy nitambatra takao amin'ny finoana niaraka tam'reo ze nankatoa. (Fagnamarihana: ny dikanteny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Fa zany hafatra zany de tsisy tombony ho an'reo ze nandregny an'azy tamin'ny tsy finoana."
Noho zany, ôka hitandrina tsara tsika mbô tsisy aminareo ny tsy afaka hatratra ny teny fampanatenana navela ho an'nareo mbô hidiranareo akao amin'ny fitsaran'Andriamanitra. Fa tsika de nagnambarana ny vaovao mafaly salan-jareo. Fa zany hafatra zany de tsisy tombony ho an'reo ze tsy nitambatra takao amin'ny finoana niaraka tam'reo ze nankatoa. (Fagnamarihana: ny dikanteny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Fa zany hafatra zany de tsisy tombony ho an'reo ze nandregny an'azy tamin'ny tsy finoana.")

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa tsika ze nino de reo ze hiditra am'zany fitsaharana zany, araka ze efa nolazainy hoe: "Salan'ny nianianako tamin'ny fatezerako, de tsy hiditra velively akao amin'ny fitsaharako zareo." Fa na zany kô aza, ny