auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 08:20:54 +08:00 committed by root
parent 6ff430b145
commit 681b7a9ad2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny fototry ny ra lazainay de zao: Tsiak de managna mpisorognabe ze nipetraka teo antanan-kavanan'Andriamanitra ny seza fendrianan'le be voninahitra aigny an-dagnitra. Izy no mpagnano ny fanompoampivavahana akao amin'ny tôrana masina, de le taber
Ary ny fototry ny ra lazainay de zao: Tsiak de managna mpisorognabe ze nipetraka teo antanan-kavanan'Andriamanitra ny seza fendrianan'le be voninahitra aigny an-dagnitra. Izy no mpagnano ny fanompoampivavahana akao amin'ny tôrana masina, de le taberinakely marina ze naorin'ny Tompo ho an'azy, fa tsy an'ôla.