Thu Dec 03 2020 13:39:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 13:39:40 -05:00
parent d0d2c7b247
commit 66b93c2f9a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Fa ny mpisorognabe daôly, vôfidy avy tamin'ny ôla, de notindrena mba hiasa amin'ny agnaran'ny ôla am'reo ra makasika an'Andriamanitra, ka mba agnolorana fagnomezana sy fagnatitra ho an'ny ota. \v 2 Izy de afaka mifagnaraka tsara amin'ny tsy mahalala sy ny maniasia satria izy tegnany kô de vôdidin'ny falemena. \v 3 No zany, izy kô de takena hanolotra sorogna ho an'reo otany manokana, salan'ny nataony ho an'reo otan'ôla.
\c 5 \v 1 Fa ny mpisorognabe daôly, vôfidy avy tamin'ny ôla, de notindrena mba hiasa amin'ny agnaran'ny ôla am'reo ra makasika an'Andriamanitra, ka mba agnolorana fagnomezana sy fagnatitra ho an'ny ota. \v 2 Izy de afaka mifagnaraka tsara amin'ny tsy mahalala sy ny maniasia satria izy tegnany kô de vôdidin'ny falemena. \v 3 No zany, izy kô de takena hanolotra sorogna ho an'reo otany manokana, salan'ny nataony ho an'reo otan'ôla.