diff --git a/06/07.txt b/06/07.txt index e0675e0..2934d5e 100644 --- a/06/07.txt +++ b/06/07.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo \ No newline at end of file +Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana. \ No newline at end of file