auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 09:30:16 +08:00 committed by root
parent 053414c5a1
commit 62279cab6f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza avela hahazo laka amin'ny fitondran-tegnanareo ny fitiavam-bola. Mifalia am'reo ra ze hanagnanareo, satria Izy Andriamanitra de nitare hoe: "Za de tsy handao an'nareo miitsy, na hahafoy an'nareo velively kô. Alao mba ho faly ntsika ka ho sahy hitare hoe: 'Ny Tompo no Mpamonjiko; ka tsy hatahotra za,
Aza avela hahazo laka amin'ny fitondran-tegnanareo ny fitiavam-bola. Mifalia am'reo ra ze hanagnanareo, satria Izy Andriamanitra de nitare hoe: "Za de tsy handao an'nareo miitsy, na hahafoy an'nareo velively kô. Alao mba ho faly ntsika ka ho sahy hitare hoe: 'Ny Tompo no Mpamonjiko; ka tsy hatahotra za. Ino no azon'ny ôla atao aminà?" Hevero reo mpitarika an'nareo, ze nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo, hevero ny fiafaran'ny fiaignan'jareo