auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-14 18:27:26 +08:00 committed by root
parent b83b1144cf
commit 5d043e6f56
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary kô, nanagna ny ray ara-nofo ôtra'nny mpagnafay tsika, ary nanaja an'jareo tsika, Tsy tokony hankatô kokô ny Rain'ny fagna ma tsika ary ho velona? Fa eo andagniny, reo raintsika nagnafay antsika nandritry ny andro vitsy araka ze marina tam'jareo. Nefa eo ankilany, Andriamanitra nagnano an'zany ho an'ze tsara ho antsika mba hafantsika managna anjara amin'ny famasinany. Tsy misy famaizana mibôgna ho mahafinaritra, fa manaintaigna aza. Kanefa zany afara kely de mamokatra ny vokatra feno fedanan'ny famarinana ho an'reo ze nozarina tam-
Ary kô, nanagna ny ray ara-nofo ôtra'nny mpagnafay tsika, ary nanaja an'jareo tsika, Tsy tokony hankatô kokô ny Rain'ny fagna ma tsika ary ho velona? Fa eo andagniny, reo raintsika nagnafay antsika nandritry ny andro vitsy araka ze marina tam'jareo. Nefa eo ankilany, Andriamanitra nagnano an'zany ho an'ze tsara ho antsika mba hafantsika managna anjara amin'ny famasinany. Tsy misy famaizana mibôgna ho mahafinaritra, fa manaintaigna aza. Kanefa zany afara kely de mamokatra ny vokatra feno fedanan'ny famarinana ho an'reo ze nozarina tam-zany.

1
12/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany hatanjao