auto save
This commit is contained in:
parent
8b725cded5
commit
58a5533ee6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ranomasina mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana de vôteligna zareo. Tamin'ny finona no nir
|
||||
Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ranomasina mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana de vôteligna zareo. Tamin'ny finona no nirodagnan'ny mandan'i Jeriko, rafa avy nagnodidigna nadritra ny fito andro izy reo. Tamin'ny finona no tsy nafaty an'i Rahaba le mpivarotegna miaraka tam'reo mpaniasia, satria nandray reo mpisafo tany tamin'ny fiadanana izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
No zany, satria tsika vôdidigna vavolombelona marobe ôtran'ny rôndro, de ande tsika hamela ny vesatra daôly sy ny fahotana mora magnodidigna antsika. Ande tsika hezakazaka am-paretana ny fezakazahana ze napetraka teo agnolôntsika. Andeha tsika hitandrina amin'i Jesosy, ny mpamiatomboka ny mpagnantanteraka ny finoana. Fa non'ny hafalena ze napetraka teo agnolônay, de niaritra ny hazofijalena Izy, tsy niraharaha ny hegnatr'zany, ary nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'ny seza fendrianan'Andriamanitra. No zany eritrereto ny momba an'Azy, le raika ze niaritra fanoherana salan'zany avy tam'reo mpanota hagnohitra ny tegnany, mba tsy ho reraka akao am-ponareo nareo ka hilavo lefona.
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 No zany, satria tsika vôdidigna vavolombelona marobe ôtran'ny rôndro, de ande tsika hamela ny vesatra daôly sy ny fahotana mora magnodidigna antsika. Ande tsika hezakazaka am-paretana ny fezakazahana ze napetraka teo agnolôntsika. Andeha tsika hitandrina amin'i Jesosy, ny mpamiatomboka ny mpagnantanteraka ny finoana. Fa non'ny hafalena ze napetraka teo agnolônay, de niaritra ny hazofijalena Izy, tsy niraharaha ny hegnatr'zany, ary nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'ny seza fendrianan'Andriamanitra. No zany eritrereto ny momba an'Azy, le raika ze niaritra fanoherana salan'zany avy tam'reo mpanota hagnohitra ny tegnany, mba tsy ho reraka akao am-ponareo nareo ka hilavo lefona.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tsy mbola nanoitra anareo na nikezaka hanoitra ny fahotana hatramin'ny fahalatsan-drà, ary adinonareo ny fampaherazana ze nampenarina an'nareo ôtran'ny am'reo zanaka hoe: "Ry zanako là, aza magnamaivana ny fitsipika ny Tompo, na mihareraka raha ahitsiny anareo." Fa ny Tompo magnafay ny daôly ze teny, ary Izy magnasazy ny zanaka tsiraikaraika ze raisiny.
|
||||
\v 4 \v 5 \v 6 Tsy mbola nanoitra anareo na nikezaka hanoitra ny fahotana hatramin'ny fahalatsan-drà, ary adinonareo ny fampaherazana ze nampenarina an'nareo ôtran'ny am'reo zanaka hoe: "Ry zanako là, aza magnamaivana ny fitsipika ny Tompo, na mihareraka raha ahitsiny anareo." Fa ny Tompo magnafay ny daôly ze teny, ary Izy magnasazy ny zanaka tsiraikaraika ze raisiny.
|
Loading…
Reference in New Issue