auto save
This commit is contained in:
parent
44969582a9
commit
57103447d9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
No zany de aza arena ny fatokisanareo, ze managna valisoa gedabe. Fa nareo de mila miaritra, mba azahônareo ze nampagnantenain'Andriamanitra, rafa nagnano ny sitrapony nareo. Fa tsy ho ela, le raika ze hoa avy de ho avy tokôtrany ary tsy ho tara.
|
||||
\v 35 \v 36 \v 37 No zany de aza arena ny fatokisanareo, ze managna valisoa gedabe. Fa nareo de mila miaritra, mba azahônareo ze nampagnantenain'Andriamanitra, rafa nagnano ny sitrapony nareo. Fa tsy ho ela, le raika ze hoa avy de ho avy tokôtrany ary tsy ho tara.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny ôloko marina de hivelona amin'ny finôna. Raha mihemotra izy, Za de tsy ho faly amin'azy. Fa tsika de tsy naman'ze miemotra ho amin'ny faravana. Fa kosany, tsika de agnisan'reo ze managna finôna ho amin'ny fitanana ny fagnahintsika.
|
||||
\v 38 \v 39 Ny ôloko marina de hivelona amin'ny finôna. Raha mihemotra izy, Za de tsy ho faly amin'azy. Fa tsika de tsy naman'ze miemotra ho amin'ny faravana. Fa kosany, tsika de agnisan'reo ze managna finôna ho amin'ny fitanana ny fagnahintsika.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Toko faha 11
|
Loading…
Reference in New Issue