diff --git a/09/08.txt b/09/08.txt index 34c2b32..427c8c5 100644 --- a/09/08.txt +++ b/09/08.txt @@ -1 +1 @@ -Nabôgnan'ny Fanahy Masina fa ny lalana mankao amin'ny tôrana masina ndrindra de mbôla tsy nabôgna raha mbôla mitsangana ny tabernakely vôlôny. Zany de fagnoharana ho an'zao fotôna \ No newline at end of file +Nabôgnan'ny Fanahy Masina fa ny lalana mankao amin'ny tôrana masina ndrindra de mbôla tsy nabôgna raha mbôla mitsangana ny tabernakely vôlôny. Zany de fagnoharana ho an'zao fotôna ankehitriny zao. Reo fagnomezana sy reo sorogna ze atolotra am'zao fotôna zao de samy tsy afaka hatanteraka ny fieritreretan'ny mpivavaka raika. Mifantoka amin'ny sakafo sy ny zava-pisotro sy karazam-pomba fidiovana betsaka fotsiny reo. Reo daôly reo de fitsipika ho an'ny nofo avokoa ze namena mandra-pagnamboarana ny fandaminana vaovao. \ No newline at end of file diff --git a/09/11.txt b/09/11.txt new file mode 100644 index 0000000..504c4be --- /dev/null +++ b/09/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +Kristy de niavy salan'ny mpisorognaben'reo r \ No newline at end of file