From 46c53c6f629607ea80f8446be70624df33b7b087 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 09:18:06 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 08/03.txt | 2 +- 08/06.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 08/06.txt diff --git a/08/03.txt b/08/03.txt index 68f517b..114d5a3 100644 --- a/08/03.txt +++ b/08/03.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny mpisorognabe daôly de notendrena hagnatitra fagnomezana sy sorogna. Am'zany de tsy maintsy managna ra aterina kô. Ary raha takeo ambon'ny tany Kristy, de tsy mba mpisorogna miitsy Izy, satria misy rahateo reo ze magnatitra ny fagnomezana araka ny lalàna. Zareo de magnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'ny tabernakely ze tandindogna sy aloky ny ra aigny an-dagnitra. Zany de ôtran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'i Mosesy raha igny izy hande hagnambôtra ny tabernakely igny. Ozy Andria \ No newline at end of file +Fa ny mpisorognabe daôly de notendrena hagnatitra fagnomezana sy sorogna. Am'zany de tsy maintsy managna ra aterina kô. Ary raha takeo ambon'ny tany Kristy, de tsy mba mpisorogna miitsy Izy, satria misy rahateo reo ze magnatitra ny fagnomezana araka ny lalàna. Zareo de magnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'ny tabernakely ze tandindogna sy aloky ny ra aigny an-dagnitra. Zany de ôtran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'i Mosesy raha igny izy hande hagnambôtra ny tabernakely igny. Ozy Andriamanitra hoe: 'Tandremo mba hataono ôtran'ny endrika ze nabognako an'nao taigny an-tanety ny ra daôly. \ No newline at end of file diff --git a/08/06.txt b/08/06.txt new file mode 100644 index 0000000..aa5fbe3 --- /dev/null +++ b/08/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa am'zao Kristy de efa nahazo asa fanomoana \ No newline at end of file