auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:16:11 +03:00 committed by root
parent 161c491761
commit 42bdf61dfd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tami
Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany.

1
09/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Efa natao ho foaty ndray mande ny ôla daôly, ary afaran'zany no ho avy ny fitsarana. Salan'zany iany kô, Kristy, ze natolotra ndray mande mbô hagnala reo fahotan'ny maro, de