auto save
This commit is contained in:
parent
a002de55ce
commit
423827ff5e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ôtran'zany kô, de namafy rà takeo amin'ny tabernakely sy reo fitôran-javatra daôly ampiasaina
|
Ôtran'zany kô, de namafy rà takeo amin'ny tabernakely sy reo fitôran-javatra daôly ampiasaina amin'ny fanompôna izy. Araka ny lalàna, de saika ny ra daôly no vôdio tamin'ny rà. Raha tsisy fandatsahan-drà de tsisy famelan-keloka.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana,
|
Loading…
Reference in New Issue