Thu Dec 03 2020 14:39:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:39:40 -05:00
parent 07dc82d530
commit 422850f7bc
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 No zany, satria tsika vôdidigna vavolombelona marobe ôtran'ny rôndro, de ande tsika hamela ny vesatra daôly sy ny fahotana mora magnodidigna antsika. Ande tsika hezakazaka am-paretana ny fezakazahana ze napetraka teo agnolôntsika.\v 2 Andeha tsika hitandrina amin'i Jesosy, ny mpamiatomboka ny mpagnantanteraka ny finoana. Fa non'ny hafalena ze napetraka teo agnolônay, de niaritra ny hazofijalena Izy, tsy niraharaha ny hegnatr'zany, ary nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'ny seza fendrianan'Andriamanitra. \v 3 No zany eritrereto ny momba an'Azy, le raika ze niaritra fanoherana salan'zany avy tam'reo mpanota hagnohitra ny tegnany, mba tsy ho reraka akao am-ponareo nareo ka hilavo lefona.
\c 12 \v 1 No zany, satria tsika vôdidigna vavolombelona marobe ôtran'ny rôndro, de ande tsika hamela ny vesatra daôly sy ny fahotana mora magnodidigna antsika. Ande tsika hezakazaka am-paretana ny fezakazahana ze napetraka teo agnolôntsika. \v 2 Andeha tsika hitandrina amin'i Jesosy, ny mpampiatomboka sy mpagnantanteraka ny finoana. Fa non'ny hafalena ze napetraka teo agnolônay, de niaritra ny hazofijalena Izy, tsy niraharaha ny hegnatr'zany, ary nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'ny seza fendrianan'Andriamanitra. \v 3 No zany eritrereto ny momba an'Azy, le raika ze niaritra fanoherana salan'zany avy tam'reo mpanota hagnohitra ny tegnany, mba tsy ho reraka akao am-ponareo nareo ka hilavo lefona.

View File

@ -152,8 +152,8 @@
"11-29",
"11-32",
"11-35",
"11-39",
"12-title",
"12-01",
"12-04",
"12-07",
"12-09",