auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-14 17:07:10 +08:00 committed by root
parent f3baa920a5
commit 3b9b847647
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Am-zao raha azo atao am'alalan'ny fisorognana levitika ny fatanterahana (fa takao ambanin'zany ny ôla no nandray ny lalàna), de filàna bebe kokô ino no mety nisy ho an'ny mpisorogna hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkozedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona? Fa rafa novàna ny fisorognana, de tsy maintsy hovàna iany kô ny
Am-zao raha azo atao am'alalan'ny fisorognana levitika ny fatanterahana (fa takao ambanin'zany ny ôla no nandray ny lalàna), de filàna bebe kokô ino no mety nisy ho an'ny mpisorogna hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkozedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona? Fa rafa novàna ny fisorognana, de tsy maintsy hovàna iany kô ny lalàna.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa le raika ze nilazana ny momban'reo ra reo de an'ny foko hafa, ze tsisy ôla manompo akeo am'alitara miintsy. Fa mazava am-zao, fa avy am'i Joda no naterahan'ny Tompontsika, foko ze tsy