auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 08:52:38 +08:00 committed by root
parent 00ae67c59f
commit 34f1cdf6b2
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa regny ôla daôly regny de neken'Andriamanitra non'ny finon'jareo, tsy nandry ny fampagnantenana zareo. Nagnomana ra tsara kokô ho antsika Andriamanitra, mba tsy ho lavorary izy reo raha tsisy an'tsika.
\v 39 \v 40 Kanefa regny ôla daôly regny de neken'Andriamanitra non'ny finon'jareo, tsy nandry ny fampagnantenana zareo. Nagnomana ra tsara kokô ho antsika Andriamanitra, mba tsy ho lavorary izy reo raha tsisy an'tsika.

View File

@ -1 +1 @@
Ary kô, nanagna ny ray ara-nofo ôtra'nny mpagnafay tsika, ary nanaja an'jareo tsika, Tsy tokony hankatô kokô ny Rain'ny fagna ma tsika ary ho velona? Fa eo andagniny, reo raintsika nagnafay antsika nandritry ny andro vitsy araka ze marina tam'jareo. Nefa eo ankilany, Andriamanitra nagnano an'zany ho an'ze tsara ho antsika mba hafantsika managna anjara amin'ny famasinany. Tsy misy famaizana mibôgna ho mahafinaritra, fa manaintaigna aza. Kanefa zany afara kely de mamokatra ny vokatra feno fedanan'ny famarinana ho an'reo ze nozarina tam-zany.
\v 9 \v 10 \v 11 Ary kô, nanagna ny ray ara-nofo ôtra'nny mpagnafay tsika, ary nanaja an'jareo tsika, Tsy tokony hankatô kokô ny Rain'ny fagna ma tsika ary ho velona? Fa eo andagniny, reo raintsika nagnafay antsika nandritry ny andro vitsy araka ze marina tam'jareo. Nefa eo ankilany, Andriamanitra nagnano an'zany ho an'ze tsara ho antsika mba hafantsika managna anjara amin'ny famasinany. Tsy misy famaizana mibôgna ho mahafinaritra, fa manaintaigna aza. Kanefa zany afara kely de mamokatra ny vokatra feno fedanan'ny famarinana ho an'reo ze nozarina tam-zany.

View File

@ -1 +1 @@
No zany hatanjao reo tagnanareo ze miraviravy sy reo lohalikareo malemy. Magnanôva lalana mahitsy ho an'ny tongotrareo, mba ze malemy de tsy hibitsoka fa ho sitragna aza.
\v 12 \v 13 No zany hatanjao reo tagnanareo ze miraviravy sy reo lohalikareo malemy. Magnanôva lalana mahitsy ho an'ny tongotrareo, mba ze malemy de tsy hibitsoka fa ho sitragna aza.