auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 19:25:14 +03:00 committed by root
parent 3cd33979db
commit 29d4b1f0cf
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
FA ny tenin'Andriamanitra de velona sy mandaitra ary maranitra nohon'ny sabatra roa lela. Zany de magnidrona hatramin'ny fagnasarahana ny aigna amin'ny fagnahy, sy ny tonona amin'ny tsoka mihitsy aza. Ka afaka fantarina ny eritreritry ny fo sy reo fikasana.
FA ny tenin'Andriamanitra de velona sy mandaitra ary maranitra nohon'ny sabatra roa lela. Zany de magnidrona hatramin'ny fagnasarahana ny aigna amin'ny fagnahy, sy ny tonona amin'ny tsoka mihitsy aza. Ka afaka fantarina ny eritreritry ny fo sy reo fikasana. Tsisy famoronana niafina takeo agnatrehan'Andriamanitra. Fa kosa, ny ra daôly de miharihary sy misokatra akeo amason'le raika ze tsy maintsy hampamoahintsika.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangorana