auto save
This commit is contained in:
parent
7721d4618a
commit
2610841801
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa raha marina ny hafatra ze notaravina tam'alalan'reo anjely, ary ny fandrikan-dalàna daôly sy ny tsy fankatoavana de mandray sazy ara-drariny, de ahôna ary no hafantsika milefa raha tsy miraharaha an'zany famonjena ze nambaran'ny Tompo vôlôny sy namafisin'reo ze nareigny an'zany tamintsika. Tam'io fotôna io iany Andriamanitra de nanaporofo an'zany tam'famantarana, fahagagana,ary asa mahery samihafa, ary
|
||||
Fa raha marina ny hafatra ze notaravina tam'alalan'reo anjely, ary ny fandrikan-dalàna daôly sy ny tsy fankatoavana de mandray sazy ara-drariny, de ahôna ary no hafantsika milefa raha tsy miraharaha an'zany famonjena ze nambaran'ny Tompo vôlôny sy namafisin'reo ze nareigny an'zany tamintsika. Tam'io fotôna io iany Andriamanitra de nagnaporofo an'zany tam'famantarana, fahagagana, ary asa mahery samihafa, ary tam'fizarana reo fagnomezam-pasoavan'ny Fanahy Masina araka ny sitrapôny.
|
Loading…
Reference in New Issue