auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-06 15:11:11 +03:00 committed by root
parent bf90d01641
commit 241008f6ca
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, ze tandindon'le raika ze tegna izy fôgnany iany. Fa kosa niditra taigny an-dagnitra mitsy Izy, mbô hibôgna akeo amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika am'zao fotôna zao.
\v 23 \v 24 Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, ze tandindon'le raika ze tegna izy fôgnany iany. Fa kosa niditra taigny an-dagnitra mitsy Izy, mbô hibôgna akeo amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika am'zao fotôna zao.

View File

@ -1 +1 @@
Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany.
\v 25 \v 26 Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany.

View File

@ -1 +1 @@
Efa natao ho foaty ndray mande ny ôla daôly, ary afaran'zany no ho avy ny fitsarana. Salan'zany iany kô, Kristy, ze natolotra ndray mande mbô hagnala reo fahotan'ny maro, de hibôgna fanindrôny, tsy handraraha ny ota, fa ho an'ny famonjena reo ze miandry an'Azy amim-paharetana.
\v 27 \v 28 Efa natao ho foaty ndray mande ny ôla daôly, ary afaran'zany no ho avy ny fitsarana. Salan'zany iany kô, Kristy, ze natolotra ndray mande mbô hagnala reo fahotan'ny maro, de hibôgna fanindrôny, tsy handraraha ny ota, fa ho an'ny famonjena reo ze miandry an'Azy amim-paharetana.