auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:33:03 +08:00 committed by root
parent e8dc7784d6
commit 23c2db901b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Tsy mbola nanoitra anareo na nikezaka hanoitra ny fahotana hatramin'ny fahalatsan-drà, ary adinonareo ny fampaherazana ze nampenarina an'nareo ôtran'ny am'reo zanaka hoe: "Ry zanako là, aza magnamaivana ny fitsipika ny Tompo, na mihareraka raha ahitsiny anareo." Fa ny Tompo magnafay ny daôly ze teny, ary Izy magnasazy ny zanaka tsiraikaraika ze raisiny.
\v 4 Tsy mbola nanoitra anareo na nikezaka hanoitra ny fahotana hatramin'ny fahalatsan-drà, \v 5 ary adinonareo ny fampaherazana ze nampenarina an'nareo ôtran'ny am'reo zanaka hoe: "Ry zanako là, aza magnamaivana ny fitsipika ny Tompo, na mihareraka raha ahitsiny anareo." \v 6 Fa ny Tompo magnafay ny daôly ze teny, ary Izy magnasazy ny zanaka tsiraikaraika ze raisiny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Mereta fijalena ôtran'ny fitsipika. Andriamanitra de mitondra anareo ôtran'ny zanaka. Fa zanaka ino no teo ka tsy nofaizin'ny rainy? Fa raha tsy managna fitsipika anareo, ze agnanan'ny ôla daôly, de zazasary anareo fa tsy zanagny.
\v 8 \v 7 Mereta fijalena ôtran'ny fitsipika. Andriamanitra de mitondra anareo ôtran'ny zanaka. Fa zanaka ino no teo ka tsy nofaizin'ny rainy? Fa raha tsy managna fitsipika anareo, ze agnanan'ny ôla daôly, de zazasary anareo fa tsy zanagny.