auto save
This commit is contained in:
parent
e8e2dd55d8
commit
22c0b0ee70
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.
|
||||
\v 20 \v 21 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy.
|
||||
\v 22 \v 23 Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy.
|
Loading…
Reference in New Issue