auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 10:04:44 +08:00 committed by root
parent e8e2dd55d8
commit 22c0b0ee70
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena. \v 20 \v 21 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.

View File

@ -1 +1 @@
Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy. \v 22 \v 23 Ary mankahery an'nareo za, ry rahala, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana ze nosoratako foika ho an'nareo. Ôka ho fantatrareo fa Timoty rahalantsika de efa afaka ze hiaraka aminà hizaha an'naroe raha tonga alô izy.