auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 09:30:16 +08:00 committed by root
parent 20191b9d98
commit 2048af733d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Izany no antony nijalen'i
Izany no antony nijalen'i Jesosy sy ny nahafatesany taigny avelagny ny vavahadin'ny tanàna, mba hagnamasina ny vahôka amin'ny ràny manokana. Andao tsika ho aigny amin'Azy aigny avelagnin'ny toby, ka hiara-hitondra ny fafambarakany. Fa tsika de tsy managna tanàna maharitra aty. Fa