auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-14 17:07:10 +08:00 committed by root
parent 77e5000f0c
commit 1c18e7ce30
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany izy iany kô de afaka mamonjy tanteraka reo ze magnatona an'Andriamanitra am'alalany, satriaizy de miaigna fôgna mba hagnelagnelagna ho an'azy reo. Fa ny mpisorognabe salan'zany de mety ho antsika. Izy de tsy manam-pahotana, tsy manan-tsiny, madio, nosarahana tam'reo mpanota, ary tonga No zany izy iany kô de afaka mamonjy tanteraka reo ze magnatona an'Andriamanitra am'alalany, satriaizy de miaigna fôgna mba hagnelagnelagna ho an'azy reo. Fa ny mpisorognabe salan'zany de mety ho antsika. Izy de tsy manam-pahotana, tsy manan-tsiny, madio, nosarahana tam'reo mpagnota, ary tonga agnambo no reo lagnitra.

1
07/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsy mila izy, tsy salan'reo mpisorognabe, hanolotra sorogna isan'andro, ny vôlôny ho an'reo fahotany manokana, ary avy akeo ho an'reo fahp