auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 07:42:10 +08:00 committed by root
parent f90bc71856
commit 1267ce6703
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nakato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy tsy nafantatra ze tany nombany. Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. Fa izy nikaraka le tanàna ze managna
Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nakato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy tsy nafantatra ze tany nombany. Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. Fa izy nikaraka le tanàna ze managna an'reo fagnorenana, le tanàna ze Andriamanitra no mpamari-tragno sy mpagnorin-tragno.

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. N