auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-14 17:07:10 +08:00 committed by root
parent 8ac9326e39
commit 0ef862de00
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Magnejeha fedanana miaraka am'ôla daôly, ary ny famasinana iany kô ze tsy hahitan'iza na iza ny Tompo raha tsy miaraka am-zany. Mitandrema mba tsy hisy na iza na iza tsy hagnana ny fasoavan'Andriamanitra, ary tsisy fakan'ny fahagidiana mitombo hiteraka korontagna, mba tsy ho mora no lasa vôloto am-zany. Mitandrema mba tsisy fijangajangana na ôla tsy an'Andriamanitra ôtran'i Esao, ze nivarotra ny fizokiany ho an'ny hahanina
Magnejeha fedanana miaraka am'ôla daôly, ary ny famasinana iany kô ze tsy hahitan'iza na iza ny Tompo raha tsy miaraka am-zany. Mitandrema mba tsy hisy na iza na iza tsy hagnana ny fasoavan'Andriamanitra, ary tsisy fakan'ny fahagidiana mitombo hiteraka korontagna, mba tsy ho mora no lasa vôloto am-zany. Mitandrema mba tsisy fijangajangana na ôla tsy an'Andriamanitra ôtran'i Esao, ze nivarotra ny fizokiany ho an'ny hahanina raika. Fa anareo mafantatra fa rafa afaka zany, rafa nagniry ny handova ny fitahiana izy, de nolavina, satria tsy nahita irika am'fibebahana