Thu Dec 03 2020 14:23:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:23:40 -05:00
parent 7a501935b3
commit 093664a01c
4 changed files with 5 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 No zany de aza arena ny fatokisanareo, ze managna valisoa gedabe. \v 36 Fa nareo de mila miaritra, mba azahônareo ze nampagnantenain'Andriamanitra, rafa nagnano ny sitrapony nareo. \v 37 Fa tsy ho ela, le raika ze hoa avy de ho avy tokôtrany ary tsy ho tara.
\v 35 No zany de aza arena ny fatokisanareo, ze managna valisoa gedabe. \v 36 Fa nareo de mila miaritra, mba azahônareo ze nampagnantenain'Andriamanitra, rafa nagnano ny sitrapony nareo. \v 37 Fa tsy ho ela, le raika ze ho avy de ho avy tokôtrany ary tsy ho tara.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary ny finona no antoka am'reo ra nandrasana tamim-patokisana. Io no porofon'reo ra mitranga ze mbola tsy hita. \v 2 Fa no zany reo razambe de nankatoavina non'ny finon'jareo. \v 3 Amin'ny finona no hafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra nomoronana an'zao tontolo zao, da ze taza-maso de tsy natao tamin'ny ra ze hita maso.
\c 11 \v 1 Ary ny finona no antoka am'reo ra nandrasana tamim-patokisana. Io no porofon'reo ra mitranga ze mbola tsy hita. \v 2 Fa no zany reo razambe de nankatoavina non'ny finon'jareo. \v 3 Amin'ny finona no hafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra namoronana an'zao tontolo zao, da ze taza-maso de tsy natao tamin'ny ra ze hita maso.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Tamin'ny finona no nanoloran'i Abela fagnatitra tsara kokô ho an'Andriamanitra nony an'i Kaina, tamin'ny alalan'zany no nagnambrany an'azy ho marina, ary Andriamanitra nitare tsara an'azy non'reo fagnatiny, ary amin'ny finona no mbola hitaravan'i Abela, na de efa maty aza izy.
\v 4 Tamin'ny finona no nanoloran'i Abela fagnatitra tsara kokô ho an'Andriamanitra nony an'i Kaina, tamin'ny alalan'zany no nagnambarany an'azy ho marina, ary Andriamanitra nitare tsara an'azy non'reo fagnatiny, ary amin'ny finona no mbola hitaravan'i Abela, na de efa maty aza izy.

View File

@ -134,9 +134,10 @@
"10-28",
"10-30",
"10-32",
"10-35",
"10-38",
"11-title",
"11-01",
"11-04",
"11-05",
"11-07",
"11-08",