diff --git a/11/32.txt b/11/32.txt index 7a88d1e..fb21145 100644 --- a/11/32.txt +++ b/11/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. \v 33 Tamin'ny alalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo liona zareo, \v 34 namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, sitrana tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nadresy an'reo tafika vahiny. \ No newline at end of file +\v 32 Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. \v 33 Tamin'ny alalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo liona zareo, \v 34 namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, sitrana tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nandresy an'reo tafika vahiny. \ No newline at end of file diff --git a/11/35.txt b/11/35.txt index c0ff136..8ff309e 100644 --- a/11/35.txt +++ b/11/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. \v 36 Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. \v 37 Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bao izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapan. Novonona tamin'ny sabatra.") \v 38 Zao tontolo zao de tsy mendrika an'azy reo. Nirenireny taigny an'efitra, tany am'reo tanety, tany am'reo lava-bato, ary tany am'reo lavaka ambanin'ny tany izy reo. \ No newline at end of file +\v 35 Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-ko velona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. \v 36 Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna, iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. \v 37 Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapana. Novonona tamin'ny sabatra."] \v 38 Zao tontolo zao de tsy mendrika an'azy reo. Nirenireny taigny an'efitra, tany am'reo tanety, tany am'reo lava-bato, ary tany am'reo lavaka ambanin'ny tany izy reo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 39685fc..ee42f8d 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -150,8 +150,9 @@ "11-23", "11-27", "11-29", + "11-32", "11-35", - "11-39", + "12-title", "12-01", "12-04", "12-07",