Thu Dec 03 2020 14:53:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:53:40 -05:00
parent 6368aa4e6b
commit 05f6988344
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Ary kô, nanagna ny ray ara-nofo ôtran'ny mpagnafay tsika, ary nanaja an'jareo tsika. Tsy tokony hankatô kokô ny Rain'ny fagna ma tsika ary ho velona? \v 10 Fa eo andagniny, reo raintsika nagnafay antsika nandritry ny andro vitsy araka ze marina tam'jareo. \v 11 Nefa eo ankilany, Andriamanitra nagnano an'zany ho an'ze tsara ho antsika mba hafantsika managna anjara amin'ny famasinany. Tsy misy famaizana mibôgna ho mahafinaritra, fa manaintaigna aza. Kanefa zany afara kely de mamokatra ny vokatra feno fedanan'ny famarinana ho an'reo ze nozarina tam-zany. \v 9 Ary kô, nanagna ny ray ara-nofo ôtran'ny mpagnafay tsika, ary nanaja an'jareo tsika. Tsy tokony hankatô kokô ny Rain'ny fagna ma tsika ary ho velona? \v 10 Fa eo andagniny, reo raintsika nagnafay antsika nandritry ny andro vitsy araka ze marina tam'jareo. \v 11 Nefa eo ankilany, Andriamanitra nagnano an'zany ho an'ze tsara ho antsika mba hafantsika managna anjara amin'ny famasinany. Tsy misy famaizana mibôgna ho mahafinaritra, fa manaintaigna aza. Kanefa zany afara kely de mamokatra ny vokatra feno fedanan'ny famarinana ho an'reo ze nozarina tam-zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 No zany hatanjao reo tagnanareo ze miraviravy sy reo lohalikareo malemy.\v 13 Magnanôva lalana mahitsy ho an'ny tongotrareo, mba ze malemy de tsy hibitsoka fa ho sitragna aza. \v 12 No zany hatanjao reo tagnanareo ze miraviravy sy reo lohalikareo malemy. \v 13 Magnanôva lalana mahitsy ho an'ny tongotrareo, mba ze malemy de tsy hipitsoka fa ho sitragna aza.

View File

@ -157,8 +157,8 @@
"12-01", "12-01",
"12-04", "12-04",
"12-07", "12-07",
"12-09",
"12-12", "12-12",
"12-14",
"12-18", "12-18",
"12-22", "12-22",
"12-25", "12-25",