Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa tafan'ny nahitana sy niarabana an'azy reo avy aigny alavitra, de nagneky zareo fa vahiny sy sesi-tany, aty an-tany. Hoan'reo ze mitare ôtran'zany ra zany de mazava fa mikaraka tanindrazana zareo.