plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/08.txt

1 line
486 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 06:12:46 +00:00
\v 8 Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nakato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy tsy nafantatra ze tany nombany. \v 9 Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. \v 10 Fa izy nikaraka le tanàna ze managna an'reo fagnorenana, le tanàna ze Andriamanitra no mpamari-tragno sy mpagnorin-tragno.