plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/06.txt

1 line
329 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 6 Rafa vôomagna reo ra reo, de niditra takao amin'ny efitra ivelan'ny tabernakely fôgna reo mpisorogna mbô hagnano ny fanompon-jareo. \v 7 Fa ny mpisoronabe iany no niditra ndray mande isan-taona takao amin'ny efitra faharôy, ary niaraka tamin'ny rà ze natolony ho an'ny tegnany sy ho an'reo fahotana tsy ninian'reo ôla.