1 line
312 B
Plaintext
1 line
312 B
Plaintext
\v 17 "Ho Anahy reo" hoy Yaveh Tompon'ny maro, "fananako sarobidy, amin'ny andro izay hiasako. Hiantra andreo Aho, sahala ny ona raika miantra ny zanany lahy izay manompo anazy. \v 18 De hanavaka ny ina-marina sy ny ratsy fagnahy ndraika agnareo, eo amin'izay manompo an'Andriamagnitsa sy izay tsa manompo Anazy. |