plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/03/10.txt

1 line
604 B
Plaintext

\v 10 Fero ao amin'ny trano fitehirizana ny ampahafolon-karena feno, mba hisy sakafo ao an-dranoko, ary tsapao amin'izao Aho,' hoy Yaveh Tompon'ny maro, 'lehe tsa manokatsa ny varavarav'ny lagnitsa aminareo Aho ary mandraraka fahasoavana eo aminare, mandra-paha tsa misy eitsa ho amin'izay aby iza koa.\v 11 Hitarogna manohitsa izay manimba ny masom-bolinareo Aho, mba tsa hanimbandrei ny vokatsy ny taninareo. Ireo voalobokareo eny an-tsaha de ho vanona, 'hoy Yaveh Tompon'ny maro.\v 12 "Ny firenena aby de hikaika agnareo hoe sambatsa, satria ho tany mahafinaritsa agnareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro.