plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/03/06.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 6 "Fa Iaho, Yaveh, de vana tsa niova; noho izay agnareo, zanaka lahin'i Jakoba, de tsa ho tratsa farany. \v 7 Hatramin'ny andron'ireo razambenareo de nandà ny didiko agnareo ary tsa nitandrina izay. Mipidiana aminahy, de hipody aminareo Aho," hoy Yaveh Tompon'ny maro. "Fa hoy agnareo hoe:'Amin'ny manao akory ro hipodiananay?'