plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/03/04.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 4 ary ny fanatits'i Joda sy Jerosalema de ho hankasitrahan'i Yaveh, tahaka ny andro taloha, sy tahaka ny taona taloha. \v 5 De ho avy Aho hitsara agnareo. Vetivety Aho de ho tonga vavolombelogna hanohitsa ireo mpisikidy, mpijangajanga, vavolombelogna sandoka, ary hanohitsa izay mampahory ny mpiasa amin'ny karamany, ireo izay mampijaly ny mpitondratena sy reo kamboty, hanohitsa izay nandà ny vahiny, ary hanohitsa ireo ze tsa nanome voninahitsa Anahy," hoy Yaveh Tompon'ny maro.