plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/02/17.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 17 Nandreraka an'i Yaveh tamin'ny teninareo agnareo. Fa hoy agnareo hoe: "Nanina ro nandrerahanay Anazy?" Tamin'ny fitenenana hoe:" Izay aby manao ratsy de soa eo imasoni Yaveh, ary mankasitraka andreo I," na hoe:" Aia ny Andriamagnitsy ny fahamarinana?"