plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/02/14.txt

1 line
741 B
Plaintext

\v 14 Fa hoy agnareo hoe:" Nanina I ro tsa manao an'izay?" Satria Yaveh de vavolombelogna teo aminareo sy ny vady tamin'ny fahatanoranareo, tamin'izay naha bitika finoana agnareo, na de mpiara-dia aminareo sy vadinareo tamin'ny alalan'ny fifanekena ara i. \v 15 Tsa natambny ho raika ve reo, miaraka amin'ny silaky ny fagnahiny? Koa nanina agnareo ro nataony ho raika? Satria i de nitadia taranaka avy Andriamagnitsa. Koa ambeno ao amin'ny fagnahinareo ny tenanareo, ary aza tsa mahatoky ny vadin'ny fahatanoranareo.\v 16 "Fa mankahala ny fitsarahana Aho," hoy Yaveh, Andriamagnits'Israely, "ary ilay manarona ny fitafiany amin'ny herisetra," hoy Yaveh Tompon'ny maro. "Koa ambeno ao amin'ny fagnahinareo ny tenanareo ary aza kely finoana."