plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/02/13.txt

1 line
220 B
Plaintext

\v 13 Ataovinareo koa izao: Rakofanareo amin'ny ranomaso ny alitaran'i Yaveh, amin'ny fitomaniana sy fisentoana, satria i de tsa vana mitodika amin'ilay fanatitsa na mandray izay amim-pankasitrahana hatengy an-tananareo.