plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/02/10.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 10 Tsa aba tokana ihany ve ro antsika aby? Tsa Andriamagnitsa raika ihany ve ro nahary antsika? Nanina ro isika ona tsiraidraika aby ro kely finoana amin'ny rahalahiny, maniratsira ny faneken'ireo razambentsika?\v 11 Joda de kely finoana. Raha maharikoriko ro nisy tao Israely sy tao Jerosalema. Fa naniratsira ny fitoerana masin'Yaveh izay teany i Joda, ka nanambady ny zanaka vavin'andriamanin-kafa.\v 12 Aoka Yaveh hagnalaka andreo lain'i Jokoba ilay liaka izay nanao izay, ilay nifoha sy ilay namaly, na de nitondra fanatitsa ho an'Yaveh Tompon'ny maro ara i.