plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/02/08.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 8 a agnareo de niala tamin'ny lalana marina. Nahatonga ny maro ho tafintohina amin'ny fanajana ny lalàna agnareo. Nandika ny fanekem-pihavanan'i Levy agnareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro. \v 9 "Noho izay Iaho koa, de efa nanao agnareo ho tsinontsinona sy ratsy teo alohan'ny vahoaka aby, satria tsa nitandrina ny lalako agnareo, fa koa nampiseho fanavakavahagna tamin'ny fampianarana."