1 line
515 B
Plaintext
1 line
515 B
Plaintext
\v 5 Ny fifanekeko taminy de fiainana sy fiadanana, ary nomeko andreo i; nomeko tahotsa i, ary natahotsa Anahy i, ary nijoro tamin'ny tahotsy ny agnarako i.\v 6 Fampianarana marina ro tao am-bavany, ary tsa nisy diso teo amin'ny somony. Niaraka tamim-piadanana sy tamim-pahamarinana taminahy i ary niamboho tamin'ny fomba maro tamin'ny ota.\v 7 Fa ny somotsy ny mpisorona de tokony hanam-pahalalana ary ny vahoaka de tokony hitadia fampianarana hatagny am-bavany, satria mpitondra hafats'i Yaveh Tompon'ny maro i. |