plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/02/03.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 3 Indro, hitarogna mafy ny taranakareo Aho, ary hanaparitaka zezika eny amin'ny tavanareo Aho, zezika hatagny amin'ny firavoravoanareo, ary hagnaisotra agnareo hiaraka amin'izay I. \v 4 De ho fantatsareo fa efa nandefa io didy io taminareo Aho, ary ny fifanekeko de hitohy amin'ireo Levi," hoy i Yaveh Tompon'ny maro.