plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/02/01.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 1 Ary agnareo mpisorona, ho agnareo ity didy ity.\v 2 "Lehe tsa hitaigno agnareo, ary lehe tsa hametraka izay ao am-ponareo mba hanomezana voninahitsa ny agnarako agnareo,' hoy Yaveh Tompon'ny maro, 'de handefa ozona aminareo Aho, ary hanozona ny fahasoavanareo Aho. Eny tokoa, efa nanozona andreo Aho, satria tsa nataonareo tam-ponareo ny didiko.