1 line
558 B
Plaintext
1 line
558 B
Plaintext
\v 13 Hoy koa agnareo hoe;'Mandreraka koa zay,' de niherona tamin'izay agnareo,' hoy i Yaveh Tompon'ny maro. 'Nitindra izay nesoriny tamin'ny bibi-dia agnareo na kilemaina na marary; ary noferinareo ho fanatitsareo zay. Tokony handray izay hategny an-tananareo ve Aho?" hoy Yaveh. \v 14 "Aoka hozonina ny mpamitaka izay magnana ondry lahy ao amin'ny indriny sy mivoady haname Anahy izay, ary vana manome sorona izay misy kilema Anahy, Tompo! Fa Iaho de mpanjaka lihibe," hoy Yaveh Tompon'ny maro,' ary ny Agnarako de homem-bononahitsa eo amin'ireo firenena." |