plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/01/10.txt

1 line
677 B
Plaintext

\v 10 "Lehe mba hisy raika taminareo manko nanakatona ny vavahadin'ny tempoly, mba tsa ho zava-poana ny andrehetanareo afo eo amin'ny alitarako! Tsa mankasitraka agnareo Aho'" hoy Yaveh Tompon'ny maro:"ary tsa handray fanatitsa avy amin'ny tananareo Aho. \v 11 Fa ny agnarako de ho lehibe eo amin'ireo firenena ary isaky ny toerana aby manomboka amin'ny fiposahan'ny masoandro mandra-pilentiny ary ditin-kazo manitsa sy fanatitsa madio ro natolotsaamin'ny agnarako. Fa ny agnarako de lihibodaka eo amin'ireo firenena. " Hoy Yaveh Tompon'ny maro."\v 12 Fa maniratsira izay agnao sy tarona fa maloto ny latabatsy ny Tompo, ary reo vokany, reo sakafony, de ho atao tsinontsinona.