plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/01/04.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 4 raha niteny Edome hoe: "Nazera agnay, nefa agnay hanapody hanangana ny rava,"de hiteny i Yaveh Tompon'ny maro hoe: "mety hangana reo saingy ho ravaiko ndraika. Reo hafa dia hangaika azy reo hoe:'Tanànan' ny faharatsiana ' sy hoe: 'Reo vahoaka zay nozonin' I Yaveh mandrakizay doria.\v 5 ' Hahita izany ny masonareo, ary hitarona agnareo hoe: 'Yaveh de lihibodaka mihoatsa reo faritanin'Israely."'