plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/01/01.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 1 Ny fanambarana ny tenin'i Yaveh tamin'Israely tamin'ny alalan'ny tanan'i Malakia.\v 2 Efa nitia agnareo Aho, " hoy Yaveh. saingy hoy agnareo hoe:" Akory ro nitiavanao agnay?" "Tsa rahalahin'i Jakoba va i Esao?" hoy Yaveh. "Jakoba ro efa tiako,\v 3 fa Esao efa halako. Ny tendrombohiny de efa nataoko lao, ary efa nataoko ho toerana ho an'ireo amboadia hatagny an'efitsa ny lovany.